|
|
|
|

Teny iditra1 manao sikim-ponitra
Singan-teny  2manao, 3sikina, 4fonitra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy. [1.1]
Tovy hevitra  7misikim-ponitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11